FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Jolay p. 16
  • Ahoana no Ampiasana ny Hevitra Azo Resahina?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ahoana no Ampiasana ny Hevitra Azo Resahina?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Ahoana no Ampiasana An’ireo Hevitra Azo Resahina?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Hevitra Azo Resahina
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Ahoana no Azo Ampiasana ny Taratasy Mivalona mba Hanombohan-dresaka?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Hatsarao ny Fanompoanao: Mamoròna Fomba Fitory Rehefa Hametraka Gazety
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Jolay p. 16
Sary: 1) Anabavy manompo miaraka amin’ny vadiny ary mampiseho bokikely “Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!” amin’ny vehivavy iray eo am-baravarany. 2) Mampiasa bokikely “Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!” ilay anabavy mandritra ny anjarany amin’ny fivoriana andavanandro.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Ahoana no Ampiasana ny Hevitra Azo Resahina?

Efa nodinihina tsara ireny soso-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina ireny, ary be dia be ny mpitory nahita hoe mety amin’ny faritaniny izy ireny. Tsy mitovy anefa ny zava-misy eran-tany. Afaka mampiasa foto-kevitra hafa mahaliana ny olona any amin-dry zareo àry ny mpitory rehefa manompo. Tokony harahin’ny mpitory rehetra anefa izay toromarika mifandray amin’ny ezaka manokana. Nandidy antsika i Jesosy hoe tokony hitory ny vaovao tsaran’ilay Fanjakana isika, ary ny hankatò an’io didy io no tanjontsika.​—Mt 24:14.

Tsy maintsy mampiasa ny foto-kevitra ao amin’ilay hevitra azo resahina amin’ny Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana foana ny mpitory rehefa manao ny anjaran’ny mpianatra. Azony atao ny mampiasa fanontaniana hafa sy andinin-teny hafa ary manova ny hevitra horesahina amin’ny manaraka, mifanaraka amin’ny zava-misy ao amin’ny faritaniny. Tsy maintsy manaraka akaiky an’ilay hevitra azo resahina ao amin’ny Tari-dalana ho An’ny Fivoriana kosa izy raha izany no toromarika azony. Fanitsiana ny toromarika nomena tao amin’ny Tari-dalana ho An’ny Fivoriana volana Jona 2020, pejy 8, izao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara