FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w25 Desambra p. 32
  • Matokia fa Mahavita Mamonjy Anao i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Matokia fa Mahavita Mamonjy Anao i Jehovah
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2025
  • Mitovitovy Aminy
  • Matokia An’i Jehovah Amin’ny Fonao Rehetra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
  • Jehovah no Tokony ho Tokintsika
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1998
  • Hamafiso ny Fatokisanao An’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
  • Afaka Matoky An’ireo Rahalahinao Ianao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2025
w25 Desambra p. 32

HEVITRA AZO IANARANA

Matokia fa Mahavita Mamonjy Anao i Jehovah

Vakio ny Nomery 13:25–14:4. Ho hitanao ao fa tsy natoky an’i Jehovah ny Israelita.

Diniho tsara ny teny manodidina. Nahoana ny Israelita no tokony ho natoky fa hahavita hamonjy an-dry zareo i Jehovah rehefa niala tany Ejipta ry zareo? (Sal. 78:12-16, 43-53) Inona no nahatonga an-dry zareo tsy hatoky an’i Jehovah intsony? (Deot. 1:26-28) Ahoana no nampisehoan’i Josoa sy Kaleba hoe natoky an’i Jehovah ry zareo?​—Nom. 14:6-9.

Fakafakao ilay tantara. Inona no tokony ho nataon’ny Israelita, mba hatoky kokoa an’i Jehovah ry zareo? (Sal. 9:10; 22:4; 78:11) Nahoana isika no mila manaja an’i Jehovah raha tiantsika ny hatoky azy?​—Nom. 14:11.

Fantaro hoe inona ny lesona azonao raisina. Diniho izao:

  • ‘Rehefa inona no mety ho sarotra amiko ny hatoky tanteraka an’i Jehovah?’

  • ‘Inona no hanampy ahy hatoky kokoa an’i Jehovah dieny izao sy amin’ny hoavy?’

  • ‘Inona no azoko antoka raha vao manomboka ny fahoriana lehibe?’​—Lioka 21:25-28.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara