FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mrt lahatsoratra 88
  • Hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra Ahoana ny Ady?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra Ahoana ny Ady?
  • Foto-kevitra Hafa
  • Mitovitovy Aminy
  • Iza no mba Hanavotra ny Sivily? Inona no Lazain’ny Baiboly?
    Foto-kevitra Hafa
  • Feno Herintaona Ilay Ady any Ukraine: Inona no Ampanantenain’ny Baiboly?
    Foto-kevitra Hafa
  • 2023: Taona Feno Adin-tsaina: Inona no Lazain’ny Baiboly?
    Foto-kevitra Hafa
  • Rahoviana no Hitsahatra ny Ady? Inona no Lazain’ny Baiboly?
    Foto-kevitra Hafa
Hijery Hafa
Foto-kevitra Hafa
mrt lahatsoratra 88
Lehilahy iray manosika bisikileta eo amin’ny arabe. Feno zavatra potiky ny ady ilay arabe sady misy fiarana miaramila simbasimba.

Chris McGrath/Getty Images

Hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra Ahoana ny Ady?

Eran-tany, dia be dia be ny zavatra rava sy ny fijaliana ateraky ny ady. Mariho ireto tatitra ireto:

  • “Tato anatin’ny 28 taona, dia tamin’ny herintaona no betsaka indrindra ny olona matin’ny ady, indrindra fa ny ady any Etiopia sy Ukraine.”​—Peace Research Institute Oslo, 7 Jona 2023.

  • “Iray amin’ireo ady lasa nahery vaika tamin’ny 2022 ny ady any Ukraine. Maneran-tany, dia nitombo 27% ny herisetra vokatry ny korontana ara-politika tamin’ny taon-dasa. Olona 1 700 tapitrisa teo ho eo no voakasik’izany.”​—The Armed Conflict Location & Event Data Project (ACLED), 8 Febroary 2023.

Manome fanantenana ny Baiboly. Resahiny hoe “hanangana fanjakana iray ilay Andriamanitry ny lanitra”, ary “tsy ho rava mihitsy izy io.” (Daniela 2:44) Rehefa hitondra io Fanjakana io dia hataon’Andriamanitra “tsy misy ady intsony eran-tany.”​—Salamo 46:9.

Inona moa ny Fanjakan’Andriamanitra?

Gazety “Ny Tilikambo Fiambenana” mitondra ny lohateny hoe “Inona moa ny Fanjakan’Andriamanitra?”

Nanao ezaka manokana ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany tamin’ny Septambra 2023, mba hampahafantarana ny olona an’izay lazain’ny Baiboly momba ny Fanjakan’Andriamanitra. Manasa anao izahay hamaky an’ilay gazety Ny Tilikambo Fiambenana mitondra ny lohateny hoe “Inona moa ny Fanjakan’Andriamanitra?” Ho hitanao ao ny valin’ireto fanontaniana ireto:

  • Iza no Mpanjakan’ny Fanjakan’Andriamanitra?

  • Rahoviana ny Fanjakan’Andriamanitra no Hitondra ny Tany?

  • Inona no Hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara