FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mrt lahatsoratra 109
  • Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Heloka Bevava

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Heloka Bevava
  • Foto-kevitra Hafa
  • Mitovitovy Aminy
  • Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Fahantrana
    Foto-kevitra Hafa
  • Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Ady
    Foto-kevitra Hafa
  • Iza no Azonao Atokisana? Inona no Lazain’ny Baiboly?
    Foto-kevitra Hafa
  • Antomotra ny faran’ny heloka bevava!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
Hijery Hafa
Foto-kevitra Hafa
mrt lahatsoratra 109
Vehivavy iray mandeha irery, dia misy mpanao heloka bevava manaraka azy. Hitany ilay olon-dratsy, dia mampiasa telefaonina izy mba hiantsoana vonjy.

alfa27/stock.adobe.com

Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Heloka Bevava

Hain’i Jesosy tsara izany hoe mijaly noho ny heloka bevava sy ny tsy rariny izany. Nendrikendrehina izy, nokapohina nefa tsy nandika lalàna akory, notsaraina sy nomelohina tsy ara-drariny, ary nampijalijalina sy novonoina. Na dia tsy nanan-tsiny aza izy dia tsy tia tena, fa nanome an-tsitrapo “ny ainy ho vidim-panavotana ho takalon’ny olona maro.” (Matio 20:28; Jaona 15:13) Efa Mpanjakan’ny Fanjakan’Andriamanitra izy izao. Dia inona no hataony? Kely sisa izy dia hampanjaka ny rariny eran-tany, dia tsy hisy intsony ny heloka bevava.​—Isaia 42:3.

Hanao ahoana ny fiainana rehefa tanterahin’i Jesosy izany? Izao no lazain’ny Baiboly:

  • “Tsy hisy intsony ny ratsy fanahy; hijery an’izay nisy azy ianao, nefa tsy ho eo intsony izy. Fa ny mpandefitra kosa no handova ny tany, ka ho faly be mihitsy satria tena hiadana.”​—Salamo 37:10, 11.

Ahoana no ampisehoantsika hoe ankasitrahantsika izay efa nataon’i Jesosy sy izay mbola hataony ho antsika? Manao an’izany isika rehefa miezaka hahafantatra bebe kokoa an’ilay hafatra notoriny, izany hoe “ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra.” (Lioka 4:43) Vakio ilay lahatsoratra hoe “Inona ny Fanjakan’Andriamanitra?”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara