FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • ijwfq lahatsoratra 11
  • Sekta Amerikanina ve Ianareo?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sekta Amerikanina ve Ianareo?
  • Fanontaniana Fametraky ny Olona Momba ny Vavolombelon’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Nahoana no misy antokom-pivavahana vaovao maro be toy izao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1984
  • Sekta
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ny Kristiana sy ny Tany Ama-monina Amin’izao Andro Izao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
  • Vavolombelon’i Jehovah
    Fandresen-dahatra Miorina Amin’ny Soratra Masina
Hijery Hafa
Fanontaniana Fametraky ny Olona Momba ny Vavolombelon’i Jehovah
ijwfq lahatsoratra 11
Olona falifaly avy any amin’ny tany samihafa

Sekta Amerikanina ve Ianareo?

Any Etazonia ny foibenay. Tsy sekta amerikanina anefa izahay noho ireto antony ireto:

  • Misy milaza fa antokom-pivavahana niala tamin’ny fivavahana lehibe iray no atao hoe sekta. Ny Vavolombelon’i Jehovah anefa tsy hoe niala tamin’ny fivavahana iray. Hitanay kosa hoe namerina an’ilay Fivavahana Kristianina tamin’ny taonjato voalohany izahay.

  • Mazoto mitory any amin’ny tany 230 mahery ny Vavolombelon’i Jehovah. Na aiza na aiza misy anay, dia i Jehovah Andriamanitra sy Jesosy Kristy no tsy ivadihanay fa tsy ny fanjakana amerikanina na ny fanjakan’olombelona hafa.—Jaona 15:19; 17:15, 16.

  • Avy ao amin’ny Baiboly daholo ny fampianaranay fa tsy avy amin’ny asa soratry ny mpitondra fivavahana any Etazonia.—1 Tesalonianina 2:13.

  • I Jesosy Kristy no arahinay fa tsy mpitondra olombelona.—Matio 23:8-10.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara