Genesisy 35:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hoy i Jakoba tamin’ny ankohonany sy izay rehetra niaraka taminy: “Ario ny andriamani-kafa any aminareo,+ ary diovy ny tenanareo, dia soloy ny akanjonareo. Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 35:2 Fandalinana, Boky 1,
2 Ary hoy i Jakoba tamin’ny ankohonany sy izay rehetra niaraka taminy: “Ario ny andriamani-kafa any aminareo,+ ary diovy ny tenanareo, dia soloy ny akanjonareo.