Genesisy 35:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia nanorina alitara teo izy. Ary nataony hoe Ela-betela* ny anaran’ilay toerana, satria teo Andriamanitra no niseho taminy, tamin’izy nandositra ny rahalahiny.+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 35:7 Fandalinana, Boky 1,
7 Dia nanorina alitara teo izy. Ary nataony hoe Ela-betela* ny anaran’ilay toerana, satria teo Andriamanitra no niseho taminy, tamin’izy nandositra ny rahalahiny.+