Genesisy 35:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny naterak’i Lea dia i Robena,+ lahimatoan’i Jakoba, dia avy eo i Simeona, Levy, Joda, Isakara, ary Zebolona.
23 Ny naterak’i Lea dia i Robena,+ lahimatoan’i Jakoba, dia avy eo i Simeona, Levy, Joda, Isakara, ary Zebolona.