Genesisy 35:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia niala aina i Isaka ka maty. Ary nangonina any amin’ny razambeny* izy, rehefa ela velona sy afa-po tamin’ny fiainana.* Dia nandevina azy+ i Esao sy Jakoba zanany. Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 35:29 Fandalinana, Boky 1,
29 Dia niala aina i Isaka ka maty. Ary nangonina any amin’ny razambeny* izy, rehefa ela velona sy afa-po tamin’ny fiainana.* Dia nandevina azy+ i Esao sy Jakoba zanany.