Genesisy 38:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fantatr’i Onana anefa fa tsy hatao ho anisan’ny zanany ilay zaza,+ ka nariany tamin’ny tany ny tsirinainy rehefa nanao firaisana tamin’ilay vadin’ny rahalahiny izy, amin’izay tsy hahazo taranaka ilay rahalahiny.+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 38:9 yp 201 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 38:9 Fandalinana, Boky 2,
9 Fantatr’i Onana anefa fa tsy hatao ho anisan’ny zanany ilay zaza,+ ka nariany tamin’ny tany ny tsirinainy rehefa nanao firaisana tamin’ilay vadin’ny rahalahiny izy, amin’izay tsy hahazo taranaka ilay rahalahiny.+