Genesisy 38:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia hoy izy: “Inona no antoka tokony homeko anao?” Ary hoy ilay vehivavy: “Iny peratra fanombohan-kasenao+ iny sy ny tadiny, ary iny tehina eny an-tananao iny.” Dia nomen’i Joda azy izany ka nanao firaisana taminy izy, dia bevohoka ilay vehivavy. Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 38:18 si 17 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 38:18 Fandalinana, Boky 2, “Soratra Rehetra,” p. 17 Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/1987, p. 17
18 Dia hoy izy: “Inona no antoka tokony homeko anao?” Ary hoy ilay vehivavy: “Iny peratra fanombohan-kasenao+ iny sy ny tadiny, ary iny tehina eny an-tananao iny.” Dia nomen’i Joda azy izany ka nanao firaisana taminy izy, dia bevohoka ilay vehivavy.