Genesisy 38:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Vao nahemotr’ilay zaza anefa ny tanany, dia ny rahalahiny indray no nivoaka. Hoy àry ilay mpampivelona: “Jereo fa nataonao tataka mihitsy ny reninao!” Koa nataony hoe Pereza*+ ny anaran’ilay zaza.
29 Vao nahemotr’ilay zaza anefa ny tanany, dia ny rahalahiny indray no nivoaka. Hoy àry ilay mpampivelona: “Jereo fa nataonao tataka mihitsy ny reninao!” Koa nataony hoe Pereza*+ ny anaran’ilay zaza.