-
Genesisy 39:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Tsy nety anefa izy fa niteny tamin’ny vadin’ny tompony hoe: “Tsy mieritreritra intsony an’izay ato an-trano ny tompoko, fa efa nampiandraiketiny ahy daholo izay rehetra ananany.
-