Genesisy 41:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Taorian’izay, dia nataon’i Farao hoe Zafenata-panea ny anaran’i Josefa, ary nomeny ho vadiny i Asenata,+ zanakavavin’i Potifera mpisorona tao Ona.* Dia nanomboka nitantana* an’i Ejipta i Josefa.+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 41:45 Fandalinana, Boky 2,
45 Taorian’izay, dia nataon’i Farao hoe Zafenata-panea ny anaran’i Josefa, ary nomeny ho vadiny i Asenata,+ zanakavavin’i Potifera mpisorona tao Ona.* Dia nanomboka nitantana* an’i Ejipta i Josefa.+