-
Genesisy 41:48Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
48 Ary nangoniny ny sakafo rehetra vokatra tamin’ireo fito taona nahavokatra be tany Ejipta, ka notehiriziny tao amin’ireo tanàna. Notehiriziny isaky ny tanàna ny vokatra avy teny amin’ny saha manodidina.
-