Genesisy 42:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Raha olo-marina ianareo, dia aleo ny iray aminareo hafatotra ato amin’ity fonja ity. Fa ny sisa kosa afaka mandeha mitondra sakafo ho an’izay mosarena amin’ny fianakavianareo.+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 42:19 Fandalinana, Boky 2,
19 Raha olo-marina ianareo, dia aleo ny iray aminareo hafatotra ato amin’ity fonja ity. Fa ny sisa kosa afaka mandeha mitondra sakafo ho an’izay mosarena amin’ny fianakavianareo.+