Genesisy 42:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia hoy i Robena: “Tsy efa niteny taminareo moa aho tamin’iny hoe: ‘Aza manisy ratsy an’io* zaza io’? Tsy nety nihaino anefa ianareo.+ Dia izao isika voasazy fa nandatsaka ny rany.”+
22 Dia hoy i Robena: “Tsy efa niteny taminareo moa aho tamin’iny hoe: ‘Aza manisy ratsy an’io* zaza io’? Tsy nety nihaino anefa ianareo.+ Dia izao isika voasazy fa nandatsaka ny rany.”+