Genesisy 43:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa hoy i Joda taminy: “Efa niteny taminay tsara mihitsy ilay lehilahy hoe: ‘Tsy mahazo mankatỳ amiko intsony ianareo, raha tsy miaraka aminareo ilay rahalahinareo!’+
3 Fa hoy i Joda taminy: “Efa niteny taminay tsara mihitsy ilay lehilahy hoe: ‘Tsy mahazo mankatỳ amiko intsony ianareo, raha tsy miaraka aminareo ilay rahalahinareo!’+