Genesisy 43:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa raha tsy alefanao izy, dia tsy hidina izahay, satria efa niteny ilay lehilahy hoe: ‘Tsy mahazo mankatỳ amiko intsony ianareo, raha tsy miaraka aminareo ilay rahalahinareo.’”+
5 Fa raha tsy alefanao izy, dia tsy hidina izahay, satria efa niteny ilay lehilahy hoe: ‘Tsy mahazo mankatỳ amiko intsony ianareo, raha tsy miaraka aminareo ilay rahalahinareo.’”+