Genesisy 43:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Enga anie mba hataon’ilay Andriamanitra Mahery Indrindra miantra anareo izy, dia mba hafahany ilay rahalahinareo iray ary tsy hotazoniny any i Benjamina. Raha tsy maintsy hafoiko anefa ny zanako, dia vonona hamoy ny zanako aho!”+
14 Enga anie mba hataon’ilay Andriamanitra Mahery Indrindra miantra anareo izy, dia mba hafahany ilay rahalahinareo iray ary tsy hotazoniny any i Benjamina. Raha tsy maintsy hafoiko anefa ny zanako, dia vonona hamoy ny zanako aho!”+