Genesisy 43:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary nasaina nipetraka nifanatrika tamin’i Josefa ireo rahalahiny ireo,* arakaraka ny taonany, nanomboka tamin’ny lahimatoa, izay nanana ny zon’ny lahimatoa,+ ka hatramin’ny faralahy. Dia nifampijery izy ireo sady gagagaga.
33 Ary nasaina nipetraka nifanatrika tamin’i Josefa ireo rahalahiny ireo,* arakaraka ny taonany, nanomboka tamin’ny lahimatoa, izay nanana ny zon’ny lahimatoa,+ ka hatramin’ny faralahy. Dia nifampijery izy ireo sady gagagaga.