34 Nomen’i Josefa sakafo avy teo amin’ny latabany foana izy ireo, ka naroso teo amin’ny latabatr’izy ireo ilay izy. Nataony avo dimy heny noho ny an’ny hafa rehetra anefa ny anjaran’i Benjamina.+ Dia nihinana sy nisotro niaraka taminy izy ireo, mandra-pahavokiny.