Genesisy 45:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Alaivo ny rainareo sy ny ankohonanareo ka tongava atỳ amiko, fa homeko anareo izay zavatra tsara eto Ejipta. Dia hihinana an’izay* tsara indrindra* eto ianareo.’+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 45:18 Fandalinana, Boky 2,
18 Alaivo ny rainareo sy ny ankohonanareo ka tongava atỳ amiko, fa homeko anareo izay zavatra tsara eto Ejipta. Dia hihinana an’izay* tsara indrindra* eto ianareo.’+