-
Genesisy 45:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Dia notantarain’izy ireo tamin’i Jakoba rainy daholo ny tenin’i Josefa, ary hitany koa ny sarety nalefan’i Josefa hitondrana azy. Koa velombelona indray i Jakoba.
-