Genesisy 46:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Dia nentin’i Israely ny ankohonany sy ny fananany rehetra* ka niainga izy. Ary nanao sorona ho an’ilay Andriamanitr’i Isaka+ rainy izy rehefa tonga tao Beri-sheba.+
46 Dia nentin’i Israely ny ankohonany sy ny fananany rehetra* ka niainga izy. Ary nanao sorona ho an’ilay Andriamanitr’i Isaka+ rainy izy rehefa tonga tao Beri-sheba.+