6 dia afaka mifidy an’izay faritra tianao eto Ejipta ianao. Omeo ho an’ny rainao sy ny rahalahinao izay faritra tsara indrindra eto Ejipta.+ Aleo ry zareo hipetraka ao Gosena. Raha misy lehilahy fantatrao hoe mahay koa amin-dry zareo, dia tendreo hikarakara ny biby fiompiko.”