Genesisy 47:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary nipetraka ela be tao Gosena, tany Ejipta, ny Israely.+ Nanangona fananana tao koa izy ireo, dia niteraka ka lasa be dia be mihitsy.+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 47:27 Fandalinana, Boky 1,
27 Ary nipetraka ela be tao Gosena, tany Ejipta, ny Israely.+ Nanangona fananana tao koa izy ireo, dia niteraka ka lasa be dia be mihitsy.+