Genesisy 49:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Enga anie aho tsy hinamana amin’izy ireo! Enga anie ianao tsy hivorivory miaraka amin’ireo, ry voninahitro!* Fa tezitra be izy ireo ka namono olona,+ sady fahafinaretana ho azy ny nanapaka ny hoza-tongotry ny omby. Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 49:6 w25.06 4 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 49:6 Fandalinana, Boky 1,
6 Enga anie aho tsy hinamana amin’izy ireo! Enga anie ianao tsy hivorivory miaraka amin’ireo, ry voninahitro!* Fa tezitra be izy ireo ka namono olona,+ sady fahafinaretana ho azy ny nanapaka ny hoza-tongotry ny omby.