Genesisy 49:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Zana-diona ianao, ry Joda.+ Hihinana remby ianao, anaka, dia avy eo handeha.* Namitsaka izy dia nitsotsotra toy ny liona. Hoatran’ny liona izy, ka iza no ho sahy hanaitra azy? Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 49:9 w25.06 5-6; re 83-84; si 18 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 49:9 Fandalinana, Boky 2, Apokalypsy, p. 83-84 “Soratra Rehetra,” p. 18
9 Zana-diona ianao, ry Joda.+ Hihinana remby ianao, anaka, dia avy eo handeha.* Namitsaka izy dia nitsotsotra toy ny liona. Hoatran’ny liona izy, ka iza no ho sahy hanaitra azy?