Genesisy 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Asio varavarankely hidiran’ny hazavana* ilay sambofiara, eo amin’ny iray hakiho eo ambanin’ny tampony, dia ataovy eo amin’ny ilany iray ny fidirana.+ Asio rihana ilay sambofiara, izany hoe misy farany ambany sy rihana voalohany ary rihana faharoa. Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:16 g 1/07 20 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:16 Fandalinana, Boky 2, Mifohaza!,1/2007, p. 20
16 Asio varavarankely hidiran’ny hazavana* ilay sambofiara, eo amin’ny iray hakiho eo ambanin’ny tampony, dia ataovy eo amin’ny ilany iray ny fidirana.+ Asio rihana ilay sambofiara, izany hoe misy farany ambany sy rihana voalohany ary rihana faharoa.