Genesisy 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Ary hampisy safodrano+ eny ambonin’ny tany aho, ka handringana ny nofo rehetra manam-pofonaina eny ambanin’ny lanitra. Dia ho faty ny zava-drehetra eny ambonin’ny tany.+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:17 w98 15/1 9 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:17 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/1998, p. 9
17 “Ary hampisy safodrano+ eny ambonin’ny tany aho, ka handringana ny nofo rehetra manam-pofonaina eny ambanin’ny lanitra. Dia ho faty ny zava-drehetra eny ambonin’ny tany.+