Genesisy 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia niditra tao anatin’ilay sambofiara i Noa sy ny vady aman-janany ary ireo vadin’ny zanany lahy, talohan’ny safodrano.+
7 Dia niditra tao anatin’ilay sambofiara i Noa sy ny vady aman-janany ary ireo vadin’ny zanany lahy, talohan’ny safodrano.+