Genesisy 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tamin’ny andro faha-17 amin’ny volana faharoa, rehefa 600 taona i Noa, dia vaky ny loharano rehetra teny ambony, tamin’io andro io, ary nisokatra ny vavahadin-dranon’ny lanitra.+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 7:11 bi12 1885; w04 1/1 30; gm 110-111 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:11 Fandalinana, Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/2004, p. 30 Tenin’Andriamanitra, p. 110-111
11 Tamin’ny andro faha-17 amin’ny volana faharoa, rehefa 600 taona i Noa, dia vaky ny loharano rehetra teny ambony, tamin’io andro io, ary nisokatra ny vavahadin-dranon’ny lanitra.+