Genesisy 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa maty ny zavamananaina* rehetra nihetsiketsika teto ambonin’ny tany:+ Ny biby manidina, ny biby fiompy, ny bibidia, ny zavamananaina hafa mifanaretsaka, ary ny olombelona rehetra.+
21 Koa maty ny zavamananaina* rehetra nihetsiketsika teto ambonin’ny tany:+ Ny biby manidina, ny biby fiompy, ny bibidia, ny zavamananaina hafa mifanaretsaka, ary ny olombelona rehetra.+