Genesisy 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy hadinon’Andriamanitra* anefa i Noa sy ny bibidia rehetra ary ny biby fiompy rehetra niaraka taminy tao anatin’ny sambofiara.+ Dia nasian’Andriamanitra rivotra nitsoka teto ambonin’ny tany, ka nanomboka nihena ny rano.
8 Tsy hadinon’Andriamanitra* anefa i Noa sy ny bibidia rehetra ary ny biby fiompy rehetra niaraka taminy tao anatin’ny sambofiara.+ Dia nasian’Andriamanitra rivotra nitsoka teto ambonin’ny tany, ka nanomboka nihena ny rano.