Genesisy 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hoy koa Andriamanitra: “Aoka hisy zavamananaina be dia be ao anaty rano, ary aoka hisy biby manidina hanidintsidina eny ambonin’ny tany, eny amin’ny habakabaka.”*+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:20 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
20 Hoy koa Andriamanitra: “Aoka hisy zavamananaina be dia be ao anaty rano, ary aoka hisy biby manidina hanidintsidina eny ambonin’ny tany, eny amin’ny habakabaka.”*+