Genesisy 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nitso-drano an’i Noa sy ny zanany Andriamanitra, ka niteny taminy hoe: “Miteraha maro, dia mihabetsaha ka mamenoa ny tany.+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:1 Fandalinana, Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/1986, p. 13
9 Nitso-drano an’i Noa sy ny zanany Andriamanitra, ka niteny taminy hoe: “Miteraha maro, dia mihabetsaha ka mamenoa ny tany.+