Genesisy 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mbola hatahotra anareo foana ny bibidia rehetra eny ambonin’ny tany, sy ny biby manidina rehetra eny amin’ny lanitra, sy izay rehetra mifamezivezy eny ambonin’ny tany, ary ny trondro rehetra any an-dranomasina. Dia hanjaka amin’ireny ianareo.*+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:2 Fandalinana,
2 Mbola hatahotra anareo foana ny bibidia rehetra eny ambonin’ny tany, sy ny biby manidina rehetra eny amin’ny lanitra, sy izay rehetra mifamezivezy eny ambonin’ny tany, ary ny trondro rehetra any an-dranomasina. Dia hanjaka amin’ireny ianareo.*+