Genesisy 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia nitso-drano an’ireny Andriamanitra hoe: “Manàna taranaka, dia mihabetsaha ka mamenoa ny ranomasina.+ Aoka ho feno biby manidina eny ambonin’ny tany.” Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:22 g 3/14 7 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:22 Fandalinana, Boky 1, Mifohaza!,3/2014, p. 7
22 Dia nitso-drano an’ireny Andriamanitra hoe: “Manàna taranaka, dia mihabetsaha ka mamenoa ny ranomasina.+ Aoka ho feno biby manidina eny ambonin’ny tany.”