Genesisy 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 sy amin’ny zavamananaina rehetra eo aminareo, ny vorona sy ny biby ary ny bibidia rehetra eny ambonin’ny tany, izany hoe izay rehetra nivoaka avy tao anatin’ny sambofiara—ny zavamananaina rehetra eny ambonin’ny tany.+
10 sy amin’ny zavamananaina rehetra eo aminareo, ny vorona sy ny biby ary ny bibidia rehetra eny ambonin’ny tany, izany hoe izay rehetra nivoaka avy tao anatin’ny sambofiara—ny zavamananaina rehetra eny ambonin’ny tany.+