-
Genesisy 1:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Dia nanomboka nanao ny bibidia eny ambonin’ny tany Andriamanitra, ka nataony araka ny karazany avy ireny. Nanao ny biby fiompy araka ny karazany avy koa izy, sady nanao ny biby rehetra mandady amin’ny tany araka ny karazany avy. Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.
-