Genesisy 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izany no antony nanaovana ny anaran’ilay tanàna hoe Babela,*+ satria tao no nataon’i Jehovah nisafotofoto ny fitenin’ny tany rehetra. Ary naparitak’i Jehovah avy tao izy ireo ka niely nanerana ny tany. Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:9 g90 8/4 18-19 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:9 Fandalinana, Fandalinana, Boky 1, Mifohaza!,8/4/1990, p. 18-19
9 Izany no antony nanaovana ny anaran’ilay tanàna hoe Babela,*+ satria tao no nataon’i Jehovah nisafotofoto ny fitenin’ny tany rehetra. Ary naparitak’i Jehovah avy tao izy ireo ka niely nanerana ny tany.