Genesisy 11:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Izao no tantaran’i Tera: I Tera niteraka an’i Abrama sy Nahora ary Harana, ary Harana niteraka an’i Lota.+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:27 Fandalinana, Boky 1,
27 Izao no tantaran’i Tera: I Tera niteraka an’i Abrama sy Nahora ary Harana, ary Harana niteraka an’i Lota.+