Genesisy 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia henon’i Abrama hoe lasa babo ilay havany.*+ Nangoniny àry ireo lehilahy voaofana hiady, dia ny mpanompony 318 izay teraka tao aminy. Dia nenjehin’izy ireo hatrany Dana+ ireny mpanjaka ireny. Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 14:14 w09 1/9 3; w04 15/5 27; w01 15/8 24 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:14 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/2009, p. 315/5/2004, p. 26-2715/8/2001, p. 23-24
14 Dia henon’i Abrama hoe lasa babo ilay havany.*+ Nangoniny àry ireo lehilahy voaofana hiady, dia ny mpanompony 318 izay teraka tao aminy. Dia nenjehin’izy ireo hatrany Dana+ ireny mpanjaka ireny.
14:14 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/2009, p. 315/5/2004, p. 26-2715/8/2001, p. 23-24