Genesisy 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Taorian’izany, dia niteny tamin’i Abrama tao amin’ny fahitana i Jehovah hoe: “Aza matahotra,+ ry Abrama. Izaho no ampinganao,+ ary hahazo valisoa lehibe ianao.”+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:1 w10 15/4 8 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:1 Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/2010, p. 8
15 Taorian’izany, dia niteny tamin’i Abrama tao amin’ny fahitana i Jehovah hoe: “Aza matahotra,+ ry Abrama. Izaho no ampinganao,+ ary hahazo valisoa lehibe ianao.”+