Genesisy 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy ihany ilay anjelin’i Jehovah: “Bevohoka ianao izao, dia ho tera-dahy. Ataovy hoe Ismaela* ny anarany, fa efa henon’i Jehovah ny fahorianao.
11 Hoy ihany ilay anjelin’i Jehovah: “Bevohoka ianao izao, dia ho tera-dahy. Ataovy hoe Ismaela* ny anarany, fa efa henon’i Jehovah ny fahorianao.