Genesisy 18:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary efa antitra sady be taona i Abrahama sy Saraha.+ Efa antitra i Saraha ka tsy afaka niteraka intsony.*+
11 Ary efa antitra sady be taona i Abrahama sy Saraha.+ Efa antitra i Saraha ka tsy afaka niteraka intsony.*+