-
Genesisy 18:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Farany, dia hoy i Abrahama: “Aza tezitra re, Jehovah ô, fa mba avelao aho hiteny farany. Ahoana raha folo fotsiny no hita ao?” Dia hoy izy: “Tsy handrava an’ilay tanàna aho raha mahita folo ao.”
-