FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 19:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hoy ireo: “Mialà teo ialahy e!” Hoy koa ireo: “Vahiny manirery atỳ an-tanin’olona atỳ ilay rangahy io, nefa miseho mitsaratsara antsika! Mbola ho ratsy kokoa noho ny hataonay amin-dry zareo no hataonay amin’ialahy!” Dia nanosika mafy an’i* Lota izy ireo ka nisesika hamaky ny varavarana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara