Genesisy 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa handeha handrava an’ity toerana ity izahay, satria efa be* loatra ny fitarainana momba azy tonga eo anatrehan’i Jehovah.+ Dia nirahin’i Jehovah handrava an’ity tanàna ity izahay.”
13 Fa handeha handrava an’ity toerana ity izahay, satria efa be* loatra ny fitarainana momba azy tonga eo anatrehan’i Jehovah.+ Dia nirahin’i Jehovah handrava an’ity tanàna ity izahay.”